|
|
|
|

Entrée1  mamaly bontana
Mots élémentaires  2  mamaly, bontana
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  [2.470] Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy.
5  [2.472] Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.

Anagrammes  6  mamaly bontana, manatambolina

Mis à jour le 2025/01/21